|
|
|
|

Teny iditra1 mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa
Singan-teny  2mahalala, 3folo, 4tena, 5iray, 6hafa
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala. [1.1]
Tovy hevitra  9mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12