|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mafy tratra |
| Singan-teny | 2mafy, 3tratra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vehivavy mpivaro-tena, makorelina.
[1.60] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6prostituée, pute, putain.
[1.60] |
| Tovy hevitra | 7daba lôka, kôdy, kôksa, kapa vy, koetra, makôsà, mandôliny, mazava alina, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsy vaky atonta, tsimirirana |
| Fivaditsoratra | 8 mafy tratra, 9 mifatratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|