|
|
|
|

Teny iditra1 ramavo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3vehivavy mpivaro-tena, makorelina. [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  4prostituée, pute, putain. [1.60]
Tovy hevitra  5daba lôka, kôdy, kôksa, kapa vy, koetra, mafy tratra, makôsà, mandôliny, mazava alina, mpijangajanga, oui, sipa gôka, tsy vaky atonta, tsimirirana

Fivaditsoratra  6 marova, 7 ramavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31