|
|
|
|

Teny iditra1 mafina
Fototeny  2mafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9hamafina, hamafisina

Fivaditsoratra  10 famany, 11 fañamy, fanamy, 12 fanima, 13 finama, 14 mafina, 15 manafy, 16 manifa, 17 mifana~, mifaña, mifana, mifanà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05