|
|
|
|

Teny iditra1 hamafina
Fototeny  2mafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be strengthened, to be reinforced; to be emphasized. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11hamafisina, mafina

Fivaditsoratra  12 fanahamy, 13 fimahana, 14 hamafina, 15 mahafañy, 16 mahafina, 17 manafiha, 18 mifahàna, mifahana, 19 mifanaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02