|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 madiofila |
| Singan-teny | 2madio, 3fila |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana fanasohasoana iantsoan' ny mpihinana azy ny saka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[madio fila]
6(litéralement: qui aime les choses bonnes, surtout les poulets) chat tigré, chat sauvage, kary.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Nony notatahana ny madiofila tao an-tsobiky, indro kary no niporitsaka avy tao.
[2.69#]
|
| Voambolana | 8 Haibiby: mampinono |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|