|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a thief.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Se disait des gens madrés.
[2.415] 6voleur. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 kary |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Saka dia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11a wild cat.
[1.7] 12See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from. [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13chat sauvage.
[1.54, 2.415, 1.8, 4.22] 14Felis lybica ocreata. [4.22] |
| Ohatra |
15 dia nanontany ny kary ny alika hoe:
[2.69]
|
| Voambolana | 16 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 kary, 20 kira, 21 rika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|