|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 loto
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra.
4Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao.
5Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6dirt, filthiness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7saleté, souillure. [1.8]
Ohatra  8 madio tsisy loto, tsisy fangarony. [2.314]
9 Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445]
10 Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)25 lôtô
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy. [1.1]
Voambolana  28 Kilalao

Fivaditsoratra  29 loto, lôtô

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02