|
|
|
|

Teny iditra1 fandoto
Fototeny  2loto
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4zaka mandoto ny tontolo iainâna. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5polluant. [1.13]
Ohatra  6 Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02