|
|
|
|

Teny iditra1  lolovokatra
Singan-teny  2 lolo, 3 vokatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Antambahoaka] angatra, matoatoa [1.78]
6 Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Provincial] a phantom risen from the grave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 [Provincial] revenant [1.8]
Ohatra  9  Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#]
Voambolana  10  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04