|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lisy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-boninkazo fianakaviamben' ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin' ny hadiovam-pitondran-tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(Récent) (du français lis) Nom des lis introduits et cultivés comme plantes d'ornement.
5On cultive à Tananarive, d'après le Firaketana Malagasy n° 264 (mars 1967) p. 6311. 7Deux espèces, la première à fleurs d'un blanc pur, fleurissant en Novembre, au printemps austral : il s'agit de Lilium candidum L. 8( Liliaceae) bien connu en Europe. 9La seconde à fleurs blanches à l'intérieur mais plus ou moins teintées d'orange ou de rouge à l'extérieur et fleurissant en Février : il s'agit de Lilium regale E.H.Wilson (Liliaceae), espèce qui a donné de nombreuses formes hybrides horticoles. 10On sait que le lis est le type de la famille des Liliaceae. 11Voir aussi lilia.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
12 ataovy mivelatra hoatra ny lisy ny voninareo.
[2.996]
13 hoy Rivo nibanjina ilay lisy teo an-tratrany. [2.529] 14 Nafindra toerana ilay lisy kely vao hivelatra! [2.499] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: voninkazo |
| Tovy hevitra | 16lilia |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 17 lisy, 18 sily |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|