|
|
|
|

Teny iditra1 lihitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany.
4Kely loha, maivan-doha. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13 adala, 14 dedaka, 15 lefaka, 16 liaka, 17 liana, 18 lingitra, 19 litika, 20 maola, 21 matimpitiatoalalitra, 22 matinkaninkely, 23 mihaitraitra, 24 mihoalahoala, 25 mimaty, 26 minitinitika, 27 pendina, 28 roboka, 29 sedika, 30 seriny, 31 tefotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31