|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seriny |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4seriseriny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|