|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lela vola |
| Singan-teny | 2lela, 3vola |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(taloha): vola tsy vaky, ariary.
6(ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|