|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lel' antsy
Singan-teny  2lela, 3antsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a knife blade. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7lame d'un couteau. [1.8]
Tsipelina hafa  8lelan' antsy

Teny iditra (2/2)9 lelan-tsy
Singan-teny  10lela
Sokajin-teny  11 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  12lame d'acier. [1.13]

Fivaditsoratra  13 lelan-tsy, lel' antsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02