|
|
|
|

Teny iditra1 lelan' antsy
Singan-teny  2lela, 3antsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy. [1.1]
Tsipelina hafa  6lel' antsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02