|
|
|
|

Teny iditra1 lehiroa
Singan-teny  2ilay, 3iroa
Sokajin-teny  4 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Mitovy ary avy amin' ny ilay iroa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6celui-là. [1.5]
Ohatra  7 Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643]
8 Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528]
9 Izaho ange lehiroa no manao ny toe-karama e! [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12