|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lehilava |
| Singan-teny | 2lehy, 3lava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy.
6Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia. [1.10#L262] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7manière de jouer au fanorona.
[1.3#397] |
| Voambolana | 8 Kilalao |
| Tohi-kevitra | 9lehifohy |
| Teny iditra (2/2) | 10 Lehilava |
| Singan-teny | 11lehy |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
13 Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray.
[2.588#16]
|
| Voambolana | 14 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 15 lehilava, Lehilava, 16 levalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01 |
|