Teny iditra | lehihavia | |
Singan-teny | lehy ; havia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fandeha ny pai-panorona [1.10] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action d'avancer le pion de gauche à droite en commençant le jeu du fanorona [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | lehofohy | |
Teny iditra | lehihavia | |
Singan-teny | lehy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanafintohinana lehibe; heloka bevava [1.10] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04 |