|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lefakozatra |
| Singan-teny | 2lefaka, 3hozatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaran-kafa ilazana ny poliomielita.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela.
[2.424#]
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8poliomielita |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|