|
|
|
|

Teny iditra1  poliomielita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [polimielita] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra [1.1]
4 [pôliômelita] lefakozatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 poliomiélite [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana
Tovy hevitra  7 lefakozatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04