|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lañanana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Volontsangana atao solon-tsiny, volo vaventy loahana avokoa ny tonony.
[Tanala]
[1.78] 4Volo lava atao solon-tsiny fantsakana any amin' ny Betsimisaraka. [Betsimisaraka] [1.1] 5Volotsangana fatsakana rano. [1.147] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A water vessel made of bamboo; see lalanana.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(comme lalànana).
8Nom des bambous préparés pour puiser et transporter l'eau. 9On les appelle volofantsaka en Imerina, mais ils y sont peu utilisés. 10Signalé par Dubois.. [Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 12lalanana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|