|
|
|
|

Teny iditra1  lalanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] bambou pour porter et conserver l'eau. [1.19]
6 [Betsimisaraka] (de alalana : intermédiaire). Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. Voir aussi lananana. [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Tovy hevitra  8 lananana

Fivaditsoratra  lalanana, 9 lañalaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04