|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lavitrisa |
| Singan-teny | 2lavitra, 3isa |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a billion.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6un milliard.
[3.1] |
| Isam-pirenena |
71000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000.
[3.1] |
| Ohatra |
8 antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy
[4.11]
9 ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43] |
| Voambolana | 10 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny isa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|