|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latsakemboka |
| Singan-teny | 2latsaka, 3emboka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[latsak-emboka]
6an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7cotisation.
[1.13] |
| Ohatra |
8 mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana;
[2.114#]
9 Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|