|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 emboka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ditin-kazo na hafa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka: Zavatra telo no natolotry ny Majy an' ilay zazakely: volamena, emboka manitra ary mira. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4incense. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5encens. [1.3#123, 1.8]
6résines propres à brûler, tout ce qui peut remplacer l'encens, donner de la fumée et du parfum comme la graisse. [1.3]
7Encens, résine, et de façon plus générale, tout ce qui est susceptible de brûler en dégageant une fumée abondante et une odeur agréable.
8Ce nom a donné le verbe embohana, action de faire brûler de l'encens ou de produits analogues.. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  9 fahavetavetana amiko ny emboka; [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)24 emboka
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona rehefa tapitra niforona daholo ny voa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27le bouquet du bananier qui doit porter des fruits. [1.3#124]
28Nom général des arbres et arbustes qui produisent de telles résines.
29Ce sont surtout des canarium, commiphora et protium (Burseraceae).. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  30 Hodi-kazo manitra ny emboka. [2.245]
Voambolana  31 Haizavamaniry
Tovy hevitra  32embok' akondro
Kamban-teny rehetra  33embok' akondro

Teny iditra (3/3)34 emboka
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny frantsay  36le piton qui réunit les chaînettes de la balance et sert à les suspendre aux bouts du fléau. [1.3#124]

Fivaditsoratra  37 ambeko, 38 bemako, 39 Bemoka, 40 emboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02