|
|
|
|

Teny iditra1 lasiventy
Singan-teny  2ila, 3sy, 4venty
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6(ilany sy venty) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0, 10) sy venty (0, 80), izany hoe 0,90 Fr na 90 santima. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7same as ilasiventy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8quatre voamena et demi. [1.3]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02