|
|
|
|

Teny iditra1 lasam-binany
Singan-teny  2lasa, 3vinany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary. [1.1]
Ohatra  6 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Tovy hevitra  7lasam-borona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12