|
|
|
|

Teny iditra1 lasa
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa.
4Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika.
5Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra.
6Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ.
7Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay.
8Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony.
9Lany andro: Efa lasa izany lamody izany.
10Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto.
11Manomboka milalao: Lasa aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé).
13pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc).
14qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière). [1.3]
Ohatra  15 Malahelo vady lasan-davitra [2.69]
16 Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [2.293]
17 izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [2.366]
18 Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [2.445]
Haiendriteny 
19 Tsotra :
20 Tovonana :
21 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  24lasana
Mpanahaka  25 dila, 26 nadionyranonitana, 27 nandao, 28 nanifidrano, 29 nylalanamodynonasianyolona, 30 niala, 31 nidify, 32 niendaka, 33 nihataka, 34 nirintona, 35 nisava, 36 nisinda, 37 nisintaka, 38 nisintona
Kamban-teny rehetra  39Fikambanana 28 amin' io teny io
Ohabolana  40 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  41 lasa, 42 sala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02