|
|
|
|

Teny iditra1 lamody
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4custom, fashion.
5See fomba (omba), fanao (tao). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6mode. [1.3]

Fivaditsoratra  7 lamody, 8 lomady, 9 madilo, 10 midola, 11 Moladì

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12