|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 lama
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahalambolamboana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4le poli. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)18 lama
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20(sens général : ce qui est poli, glissant).
21Mussaenda sp. (Rubiaceae).
22Arbuste à fruits comestibles.. [Betsileo] [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  27 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)28 lama    
Sokajin-teny  29 anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  30lamà (biby lehibe mampinono, any Amerika Atsimo). [1.66]

Teny iditra (4/4)31 lama    
Sokajin-teny  32 anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  33mpitoka-monina bodista tibetana. [1.66]

Fivaditsoratra  34 lama, 35 mala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19