|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamaina |
| Fototeny | 2lama |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo.
5Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be made smooth or slippery.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 alamina, 12 lamaina, 13 malaina, 14 mianala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|