|
|
|
|

Teny iditra1 lalantsara
Singan-teny  2lalana, 3tsara
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Efitra elanelany natao ho toa lalana handalovana alohan' ny hidirana ao anatin' ny tena efitra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a corridor. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7couloir, corridor. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11