|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalamby |
| Singan-teny | 2lalana, 3vy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[lalam-by]
6a word used for a railway; lit.
7an iron road. [1.2] 8a railroad. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9chemin de fer.
[1.8] 10chemin de fer, voie ferrée, rail. [1.13] |
| Ohatra |
11 Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo?
[2.113]
12 Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332] 13 Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#] |
| Voambolana | 14 Fitaterana |
| Mpanahaka | 15 fce, 16 mla, 17 ta, 18 tce |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|