|
|
|
|

Teny iditra1 lalam-pirenena
Singan-teny  2lalana, 3firenena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lalambe mampitohy ny renivohi-paritany sy fivondronana samihafa ary iandraiketan' ny fanjakana foibe. [1.64.mg#94]
Fanazavàna teny frantsay  6route nationale. [1.64.fr#210]
Voambolana  7 Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12