|
|
|
|

Teny iditra1 firenena
Fototeny  2reny
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a nation. [1.2, 1.7]
6a clan, a race, a tribe. [1.2]
7a people. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8nation. [1.3, 1.8]
9tribu, caste, peuplade, race, famille. [1.3]
10peuple. [1.8]
Ohatra  11 Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12 Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Haiendriteny 
13 Tsotra :
14 Tovonana :
Voambolana  15 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02