Teny iditra | laingontsorony (laingo, soroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hena eo anin' ny lohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin' ny lohantratrany eo ambany [1.1] | |
Tovy hevitra | lohasorony | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |