Teny iditra | lahitokana (lahy, tokana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanetsa vary izay fotony iray monja isan-davaka [1.10] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Mpanahaka | lahimaro ~ lahirodona ~ lahiroa | |
Fivaditsoratra | lahitokana, takolahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |