|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lahin-tsoavaly |
| Singan-teny | 2lahy, 3soavaly |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5soavalilahy atao fakana taranaka.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|