|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lahiantitra |
| Singan-teny | 2lahy, 3antitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny lehilahy be taona, antitra; antidahy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[lahy antira]
6an old man.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vieillard.
[1.3] |
| Ohatra |
8 lahiantitra mbola feno hery izy
[2.471]
9 Nasampin' i Ndriana am-babena ilay lahiantitra dia lasa koa izy nanaraka ny mpandositra. [2.5] |
| Tsipelina hafa | 10lahy antitra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 lahiantitra, 13 lahy antitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|