|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kongorevo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3jereo kongomaika.
[1.10] 4Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5who does careless work; carelessly done.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fait à la vite, bâclé (travail).
[1.8] |
| Tovy hevitra | 7# |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|