|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kongomaika |
| Singan-teny | 2maika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4raharaha natao zara fa vita, nokoropahina tsy misy fitandremana akory.
5Toy izany ny kongorevo.. [1.10] |
| Tovy hevitra | 6kongorevo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|