|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kolejy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy.
4Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a college.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6collège.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy
[2.649]
8 Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe [2.356] 9 Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara [2.499] |
| Voambolana | 10 Fianarana |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 kolejy |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14kalita.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Ohatra |
15 Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy.
[2.649]
16 Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; [2.356] 17 Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. [2.499] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|