|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kisendrasendra |
| Fototeny | 2sendrasendra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taona fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana.
[1.1] 5fifanandrifian-javatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6hasard.
[1.13] 7par pur hasard, accidentellement. [1.5] |
| Ohatra |
8 izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra.
[1.38#709]
9 Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470#44] |
| Mpanahaka | 10 kendrytohina, 11 kinanga, 12 kitano, 13 kitanotano, 14 kitoatoa, 15 tsynahinahy, 16 tsynampoizina, 17 tsytohatohatra, 18 vintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|