|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kitoatoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a random guess, a random act. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4hasard, aventure. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  13kitoatoan' olona

Teny iditra (2/2)14 kitoatoa
Sokajin-teny  15 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka.
17Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18at random. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19au hasard. [1.8]
Ohatra  20 Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy! [2.643#]
Mpanahaka  21 befahatany, 22 mosalahy
Kamban-teny rehetra  23manao kitoatoa

Fivaditsoratra  24 kitaotao, 25 kitoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08