|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vintana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3lahatra, anjara.
[Tanala]
[1.78] 4Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5fate, luck, destiny.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6destin, sort.
[1.8] 7destinée. [1.3, 1.66] |
| Ohatra |
8 Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais]
[1.66]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 vintana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16fintana.
[Sihanaka, Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 vantany, 18 vintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|