|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kirijy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lava-drano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 puits [1.13]
Mpanahaka  5  fantsakana, 6  lavadrano, 7  vovo

Teny iditra (2/2)8  kirijy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Tsimihety] Karazan-kazo anisan' ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tsimihety] (c'est aussi le nom donné aux jeunes anguilles, mais le rapport n'est pas connu). Urena lobata L. (Malvaceae). L'un des principaux textiles, plus connu sous le nom de paka. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04