|
|
|
|

Teny iditra1 fantsana
Fototeny  2ntsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano.
5Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[Rel.
7s.
8from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain.
9See loharano.. [1.2]
10a well or spring where water is drawn. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument. [1.3#749]
12puits ou source où l'on puise de l'eau. [1.8]
13puits. [1.13]
Ohatra  14 Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana. [1.437#]
15 Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo. [2.445#]
Mpanahaka  16 kirijy, 17 lavadrano, 18 loharano, 19 vovo
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  21Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02