|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kimavo |
| Fototeny | 2 mavo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Betsileo] Hatim-pisaka mamovoka manerana ny tena
[1.1] 5 [Merina] Aretina, farasisa mampangavoka ny hoditra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 espèce de lèpre farineuse ou éruption cutanée furfuracée
7 celui qui en est atteint [1.3] 8 lèpre farineuse, éruption cutanée furfurecée [1.54] 9 dermatose, sorte d'éruption cutanée furfuracée très tenace, souvent appelée improprement « lèpre farineuse » [1.196] |
| Ohatra |
10 Raha tsy nanitatra ny kimavo sady tsy misy volon-koditra tomamotamo ary tsy latsaka noho ny hoditra no fijery azy
[2.996#]
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 12 kimavo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 On appelle ainsi toutes les plantes utilisées en topique sur la dermatose kimavo. Ce sont surtout :
15 [Betsimisaraka] Abutilon angulatum (Guill. & Perr.) Mast. (Malvaceae), dont les fleurs, riches en mucilage, servent à préparer une lotion réputée. 16 [Betsileo] trois plantes sont utilisées sous ce nom : -- Kalanchoe eriophylla Hils. & Bojer ex Tul. (Crassulaceae), souvent distinguée des suivantes sous le nom de kimavokarana. -- Helichrysum cordifolium DC. (Asteraceae). -- D'après les Ravi-maitso de Descheemaeker, Gerbera elliptica Humbert (Asteraceae) [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 18 kimavokarana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|