|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ketraky |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ketraka |
| Ohatra |
3 Hevero fa niaritra ny famelezana mafy nafitsoky ny mpanota taminy izy, mba tsy ho ketraky ny fanarian-toky hianareo
[2.996#65.12.3]
|
| Teny iditra (2/3) | 4 ketraky |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Antesaka] malazo
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Antesaka] détendu, calme
[1.82] |
| Teny iditra (3/3) | 8 ketraky |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 [Sakalava] tany lemaka
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 11 kekitra, ketraky, 12 ketrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|